2 Samuel 14:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy lehilahy tsara tarehy izay noderaina fatratra tahaka an’i Absaloma teo amin’ny Israely rehetra, fa hatrany am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany dia tsy nisy tsiny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’i Israely rehetra tsy misy olona malaza tahaka an’i Absalôma noho ny hatsaran-tarehiny. Hatramin’ny faladiany ka hatramin’ny tampon-dohany tsy manan-kilema akory izy. Raha mihara-doha izy - isan-taona izy no nanao izany, raha nahavesatra azy ny volon-dohany, dia noharatany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’i Israely manontolo dia tsy nisy lehilahy tsara tarehy sy nodokafana fatratra tahaka an’i Absalôma; fa hatrany am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany dia tsy nisy tsiny izy.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nisy lehilahy tsara tarehy noderaina fatratra tahaka an'i Absaloma teo amin'ny Isiraely rehetra, fa hatrany am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany dia tsy nisy tsiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy lehilahy tsara tarehy izay noderaina fatratra tahaka an’i Absaloma teo amin’ny Israely rehetra, fa hatrany am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany dia tsy nisy tsiny izy.
malagasy
Ary tsy nisy lehilahy tsara tarehy noderaina fatratra tahaka an'i Absaloma teo amin'ny Isiraely rehetra, fa hatrany am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany dia tsy nisy tsiny izy.