2 Samuel 14:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Absaloma dia niteraka zanaka telo mirahalahy sy vavy iray antsoina hoe Tamara izay vehivavy tsara tarehy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahy telo no teraka tamin’i Absalôma sy zanaka vavy iray natao hoe: Tamara, vehivavy tsara tarehy io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanan-janakalahy telo sy zanakavavy iray natao hoe i Tamara i Absalôma. Tsara tarehy aoka izany ilay zazavavy.
Malagasy Bible 1865
Ary Absaloma niteraka zanaka telo mirahalahy sy vavy iray, atao hoe Tamara, ary vehivavy tsara tarehy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Absaloma dia niteraka zanaka telo mirahalahy sy vavy iray antsoina hoe Tamara izay vehivavy tsara tarehy.
malagasy
Ary Absaloma niteraka zanaka telo mirahalahy sy vavy iray, atao hoe Tamara, ary vehivavy tsara tarehy izy.