2 Samuel 14:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitoetra roa taona ngarangidina tany Jerosalema i Absaloma, nefa tsy mbola nahita ny tavan’ny mpanjaka ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nipetraka roa taona tao Jerosalema i Absalôma tsy nahita ny tavan’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nipetraka roa taona tao Jerosalema tsy nahita tava ny mpanjaka i Absalôma.
Malagasy Bible 1865
Ary Absaloma nitoetra roa taona ngarangidina tany Jerosalema, nefa tsy mbola nahita ny tavan'ny mpanjaka ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitoetra roa taona ngarangidina tany Jerosalema i Absaloma, nefa tsy mbola nahita ny tavan’ny mpanjaka ihany izy.
malagasy
Ary Absaloma nitoetra roa taona ngarangidina tany Jerosalema, nefa tsy mbola nahita ny tavan'ny mpanjaka ihany izy.