2 Samuel 14:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso an’i Joaba i Absaloma mba hanirahany azy ho any amin’ny mpanjaka, nefa tsy nety nankany aminy izy; ary mbola naniraka fanindroany indray i Absaloma, nefa mbola tsy nety nankany ihany i Joaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampiantsoin’i Absalôma i Jôaba hirahiny hankao amin’ny mpanjaka, fa tsy nety nankeo aminy i Jôaba. Nampiantsoin’i Absalôma fanindroany, fa tsy nety nankao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampiantso an’i Jôaba i Absalôma mba halefany any amin’ny mpanjaka, fa tsy nety nankany aminy izy. Mbola naniraka azy fanindroany i Absalôma fa tsy nety ihany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Absaloma dia naniraka tany amin'i Joaba, mba hanirahany azy ho any amin'ny mpanjaka, fa tsy nety nankany aminy izy; ary mbola naniraka fanindroany indray Absaloma, fa mbola tsy nety nankany ihany Joaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso an’i Joaba i Absaloma mba hanirahany azy ho any amin’ny mpanjaka, nefa tsy nety nankany aminy izy; ary mbola naniraka fanindroany indray i Absaloma, nefa mbola tsy nety nankany ihany i Joaba.
malagasy