2 Samuel 14:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia mankanesa ao amin’ny mpanjaka ka lazao aminy araka izao. Dia nomen’i Joaba teny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho avy ao amin’ny mpanjaka ianao ka izao no resaka hataonao aminy...» Dia nataon’i Jôaba tao am-bavany ny teny holazainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mankanesa any amin’ny mpanjaka, ka lazao aminy araka izao. Dia nambaran’i Jôaba taminy izay teny hoteneniny.
Malagasy Bible 1865
dia mankanesa ao amin'ny mpanjaka, ka lazao aminy araka izao. Dia nomen'i Joaba teny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia mankanesa ao amin’ny mpanjaka ka lazao aminy araka izao. Dia nomen’i Joaba teny izy.
malagasy
dia mankanesa ao amin'ny mpanjaka, ka lazao aminy araka izao. Dia nomen'i Joaba teny izy.