2 Samuel 14:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga nankany amin’i Absaloma tao an-tranony i Joaba ka niteny taminy hoe: Nahoana ny mpanomponao no nandoro ny tanimbariko tamin’ny afo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsangana i Jôaba nankao amin’i Absalôma tao an-tranony, ka nanao taminy hoe: «Nahoana no dia nampirehitra afo ny sahako ny mpanomponao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga i Jôaba ka nankany an-tranon’i Absalôma ary nanao taminy hoe: –Fa nahoana no nodoran’ny mpanomponao ny sahako?
Malagasy Bible 1865
Ary Joaba niainga nankany amin'i Absaloma tao an-tranony ka nanao taminy hoe: Nahoana ny mpanomponao no nandoro ny tanimbariko tamin'ny afo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga nankany amin’i Absaloma tao an-tranony i Joaba ka niteny taminy hoe: Nahoana ny mpanomponao no nandoro ny tanimbariko tamin’ny afo?
malagasy
Ary Joaba niainga nankany amin'i Absaloma tao an-tranony ka nanao taminy hoe: Nahoana ny mpanomponao no nandoro ny tanimbariko tamin'ny afo?