2 Samuel 14:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankany amin’ny mpanjaka i Joaba ka nanambara izany taminy. Ary nampanalain’ny mpanjaka i Absaloma ka nankao aminy. Niondrika tamin’ny tany teo anatrehan’ny mpanjaka izy. Dia nanoroka an’i Absaloma ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasa i Jôaba nanatona ny mpanjaka sy nitantara taminy izany zavatra izany. Dia nantsoiny i Absalôma, dia tonga tao amin’ny mpanjaka izy, ary niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’ny mpanjaka ary nanoroka an’i Absalôma ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nankany amin’ny mpanjaka i Jôaba ka nilaza izany taminy. Nampiantsoin’ny mpanjaka i Absalôma, dia nankao aminy; ka niankohoka nitehi-tany izy teo anatrehany. Ary nanoroka an’i Absalôma ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Joaba nankany amin'ny mpanjaka ka nanambara izany taminy: ary dia nampanalain'ny mpanjaka Absaloma, dia nankao aminy izy ka niondrika tamin'ny tany teo anatrehan'ny mpanjaka; ary dia nanoroka an'i Absaloma ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankany amin’ny mpanjaka i Joaba ka nanambara izany taminy. Ary nampanalain’ny mpanjaka i Absaloma ka nankao aminy. Niondrika tamin’ny tany teo anatrehan’ny mpanjaka izy. Dia nanoroka an’i Absaloma ny mpanjaka.
malagasy