2 Samuel 14:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hiteny tamin’ny mpanjaka ilay vehivavy avy any Tekoa dia niankohoka tamin’ny tany ary nitsaoka sady niteny hoe: Vonjeo, ry mpanjaka ô.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga ravehivavy avy any Tekoa hiresaka amin’ny mpanjaka. Lavo niankohoka tamin’ny tany izy vao niteny hoe: «Vonjeo aho, ry mpanjaka ô!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niteny tamin’ny mpanjaka àry ilay vehivavy avy any Tekôa, dia niankohoka nitehi-tany ho fanajana azy ary nanao hoe: –Mba vonjeo aho, ry mpanjaka ô!
Malagasy Bible 1865
Ary nony niteny tamin'ny mpanjaka ravehivavy avy any Tekoa, dia niankohoka tamin'ny tany izy ary nitsaoka ka nanao hoe: Vonjeo, ary mpanjaka ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hiteny tamin’ny mpanjaka ilay vehivavy avy any Tekoa dia niankohoka tamin’ny tany ary nitsaoka sady niteny hoe: Vonjeo, ry mpanjaka ô.
malagasy
Ary nony niteny tamin'ny mpanjaka ravehivavy avy any Tekoa, dia niankohoka tamin'ny tany izy ary nitsaoka ka nanao hoe: Vonjeo, ary mpanjaka ô.