2 Samuel 14:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Inona no nanjo anao? Dia hoy izy: Vehivavy mpitondratena tokoa aho, fa maty vady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny mpanjaka taminy: «Maninona ianao?» Hoy ravehivavy: «Mpitondra tena aho, fa maty ny vadiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: –Fa maninona ianao? Ka novaliany hoe: –Indrisy mpitondratena aho fa maty ny vadiko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Inona no nanjo anao? Dia hoy izy: Vehivavy mpitondra tena tokoa aho, fa maty vady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Inona no nanjo anao? Dia hoy izy: Vehivavy mpitondratena tokoa aho, fa maty vady.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Inona no nanjo anao? Dia hoy izy: Vehivavy mpitondra tena tokoa aho, fa maty vady.