2 Samuel 14:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho mpanompovavinao dia nanan-janaka roa lahy, ary nifandìtra tany an-tsaha izy mirahalahy ka tsy nisy nampisaraka azy. Dia namely ny rahalahiny ny iray ka nahafaty azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary roa lahy no zanaky ny ankizy vavinao, nifanditra teny an-tsaha izy roa lahy; ary satria tsy nisy nampisaraka azy dia novonoin’ny anankiray ity rahalahiny ka maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanan-janaka roa lahy aho; niady tany an-tsaha izy ireo ka maty ilay iray satria tsy nisy nampisaraka.
Malagasy Bible 1865
Ary izaho mpanompovavinao nanan-janaka roa lahy, ary nifanditra tany an-tsaha izy mirahalahy, ka tsy nisy nampisaraka azy, ary ny anankiray namely ny rahalahiny ka nahafaty azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho mpanompovavinao dia nanan-janaka roa lahy, ary nifandìtra tany an-tsaha izy mirahalahy ka tsy nisy nampisaraka azy. Dia namely ny rahalahiny ny iray ka nahafaty azy.
malagasy
Ary izaho mpanompovavinao nanan-janaka roa lahy, ary nifanditra tany an-tsaha izy mirahalahy, ka tsy nisy nampisaraka azy, ary ny anankiray namely ny rahalahiny ka nahafaty azy.