2 Samuel 14:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka tamin-dRavehivavy: Modia ianao fa izaho no handidy ny amin’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny mpanjaka tamin-dravehivavy: «Modia any an-tranonao, fa izaho hanome didy momba ny aminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka tamin-dravehivavy: –Modia fa hanome baiko hitsinjovana anao aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka tamin-dravehivavy: Modia ianao; fa izaho no handidy ny amin'izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjaka tamin-dRavehivavy: Modia ianao fa izaho no handidy ny amin’izany.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka tamin-dravehivavy: Modia ianao; fa izaho no handidy ny amin'izany.