2 Samuel 15:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naniraka olona hitety ny fokon’ny Israely rehetra i Absaloma hilaza hoe: Raha vao mandre ny feon’ny anjomara ianareo dia miantsoa hoe: I Absaloma no mpanjaka ao Hebrona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandefa iraka mangingina hitety ny fokon’i Israely rehetra i Absalôma nanao hoe: «Raha vao mandre ny feon’ny anjomara ianareo, dia lazao hoe: Manjaka ao Hebrôna i Absalôma!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naniraka olona tany amin’ny foko israelita rehetra izy hilaza hoe: «Raha vao renareo ny feon’ny anjomara, dia miantsoantsoa hoe: ‹Manjaka ao Hebrôna i Absalôma.› »
Malagasy Bible 1865
Ary Absaloma naniraka mpitety nankeny amin'ny firenen'Isiraely rehetra hanao hoe: Raha vao mandre ny feon'ny anjomara ianareo, dia miantsoa hoe: Absaloma no mpanjaka ao Hebrona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naniraka olona hitety ny fokon’ny Israely rehetra i Absaloma hilaza hoe: Raha vao mandre ny feon’ny anjomara ianareo dia miantsoa hoe: I Absaloma no mpanjaka ao Hebrona!
malagasy
Ary Absaloma naniraka mpitety nankeny amin'ny firenen'Isiraely rehetra hanao hoe: Raha vao mandre ny feon'ny anjomara ianareo, dia miantsoa hoe: Absaloma no mpanjaka ao Hebrona.