2 Samuel 15:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy olona tonga tao amin’i Davida ka nilaza hoe: Lasa nanaraka an’i Absaloma ny fon’ny lehilahin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nisy olona tonga nilaza tamin’i Davida, nanao hoe: «Tafaraikitra amin’ny fanarahana an’i Absalôma ny fon’ny lehilahy amin’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy iraka nitatitra tamin’i Davida nanao hoe: «Efa babon’i Absalôma hanaraka azy ny fon’ny lehilahy amin’ny Israely»
Malagasy Bible 1865
Ary nisy olona tonga tao amin'i Davida ka nilaza hoe: Lasa nanaraka an'i Absaloma fon'ny lehilahy amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy olona tonga tao amin’i Davida ka nilaza hoe: Lasa nanaraka an’i Absaloma ny fon’ny lehilahin’ny Israely.
malagasy
Ary nisy olona tonga tao amin'i Davida ka nilaza hoe: Lasa nanaraka an'i Absaloma fon'ny lehilahy amin'ny Isiraely.