2 Samuel 15:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga ny mpanjaka ka narahin’ny ankohonany rehetra. Namela folo vavy tamin’ny vady tsindranony ny mpanjaka mba hiandry trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga ny mpanjaka, narahin’ny fianakaviany rehetra, nandeha an-tongotra; fa vaditsindrano folo no najanony hiandry trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivoaka nandeha an-tongotra ny mpanjaka, narahin’ny fianakaviany manontolo. Vehivavy folo tamin’ny vaditsindranony no sisa navelany hiandry trano.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka ny mpanjaka ka narahin'ny ankohonany rehetra. Ary ny mpanjaka namela folo vavy tamin'ny vaditsindranony hiandry trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga ny mpanjaka ka narahin’ny ankohonany rehetra. Namela folo vavy tamin’ny vady tsindranony ny mpanjaka mba hiandry trano.
malagasy
Dia nivoaka ny mpanjaka ka narahin'ny ankohonany rehetra. Ary ny mpanjaka namela folo vavy tamin'ny vaditsindranony hiandry trano.