2 Samuel 15:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanjaka tamin’Itahy gatita: Nahoana no ianao avy no mba miaraka aminay? Miverena ka mitoera any amin’ny mpanjaka; fa hafa firenena sady mpivahiny ianao; modia ho any amin’ny fonenanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Etaia, Geteanina: «Nahoana kosa ity ianao no hiaraka aminay? Miverena hitoetra amin’ny mpanjaka, fa mpivahiny ianao, ary voasesitany tsy manam-ponenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Itàhy filohan’ireo miaramila avy any Gata: –Nahoana ianao no hiaraka aminay koa? Miverena ka mitoera any amin’ny mpanjaka vaovao, satria vahiny ianao sady mpitsoa-ponenana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka tamin'Itahy Gatita: Nahoana no ianao avy no mba miaraka aminay? Miverena, ka mitoera any amin'ny mpanjaka; fa hafa firenena sady mpivahiny ianao; modia ho any amin'ny fonenanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanjaka tamin’Itahy gatita: Nahoana no ianao avy no mba miaraka aminay? Miverena ka mitoera any amin’ny mpanjaka; fa hafa firenena sady mpivahiny ianao; modia ho any amin’ny fonenanao.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka tamin'Itahy Gatita: Nahoana no ianao avy no mba miaraka aminay? Miverena, ka mitoera any amin'ny mpanjaka; fa hafa firenena sady mpivahiny ianao; modia ho any amin'ny fonenanao.