2 Samuel 15:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifoha vao maraina i Absaloma dia nijanona teo anilan’ny lalana mankeo am-bavahady, koa raha nisy olona nanana ady hoentiny any amin’ny mpanjaka hotsaraina dia nantsoin’i Absaloma ka nanontaniany hoe: Avy any amin’ny tanàna Aninona ianao? Ary hoy izy: Avy any Ananona amin’ny fokon’ny Israely ny mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifoha maraina koa i Absalôma dia nitoetra teo akaikin’ny lalana mankao am-bavahady, ka isaky ny nisy olona manana ady, nankao amin’ny mpanjaka hangataka fitsarana, dia nantsoin’i Absalôma izy nataony hoe: «Aninona no tanàna iavianareo?» ka nony namaly hoe: «Avy any ananona amin’ny fokon’i Israely ny mpanomponao,»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao maraina i Absalôma, dia mijoro eo amoron-dalana akaikin’ny vavahady. Ary isaky ny misy olona mandalo ka mankao amin’ny mpanjaka hitondra raharaha hotsaraina, dia nantsoin’i Absalôma ka nanontaniany hoe: –Avy aiza moa ianao? Rehefa mamaly izy fa avy amin’ny fokon’i Israely anankiray,
Malagasy Bible 1865
Ary Absaloma nifoha maraina koa, dia nijanona teo anilan'ny lalana mankeo am-bavahady, ka raha nisy olona nanana ady ho entiny any amin'ny mpanjaka hotsaraina, dia nantsoin'i Absaloma ka nanontaniany hoe: Avy any amin'ny tanàna aninona ianao? Ary hoy izy: Avy any Anonana amin'ny firenen'Isiraely ny mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifoha vao maraina i Absaloma dia nijanona teo anilan’ny lalana mankeo am-bavahady, koa raha nisy olona nanana ady hoentiny any amin’ny mpanjaka hotsaraina dia nantsoin’i Absaloma ka nanontaniany hoe: Avy any amin’ny tanàna Aninona ianao? Ary hoy izy: Avy any Ananona amin’ny fokon’ny Israely ny mpanomponao.
malagasy