2 Samuel 15:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Davida tamin’Itahy: Andeha ary, mandrosoa! Dia nandroso Itahy gatita sy ny olony rehetra mbamin’ny zaza amam-behivavy rehetra izay teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa hoy i Davida tamin’i Etaia: «Andeha àry handroso ». Dia nandeha i Etaia Geteanina, sy ny olona rehetra mbamin’ny zaza rehetra niaraka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Davida tamin’i Itàhy: –Ndeha àry mandroso. Dia nandroso i Itàhy niaraka tamin’ny miaramilany sy ny vady aman-janak’ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida tamin'Itahy: Andeha mandroso ary. Dia nandroso Itahy Gatita sy ny olony rehetra mbamin'ny zaza amim-behivavy rehetra izay teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Davida tamin’Itahy: Andeha ary, mandrosoa! Dia nandroso Itahy gatita sy ny olony rehetra mbamin’ny zaza amam-behivavy rehetra izay teo.
malagasy
Ary hoy Davida tamin'Itahy: Andeha mandroso ary. Dia nandroso Itahy Gatita sy ny olony rehetra mbamin'ny zaza amim-behivavy rehetra izay teo.