2 Samuel 15:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitomany nikaikaika ny olona rehetra, ary nita ny vahoaka rehetra; ny mpanjaka koa dia nita ny lohasahan-driaka Kidrona, ary ny vahoaka rehetra nandroso tamin’ny lalana mankany an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitomany nikaikaika avokoa ny tany ama-monina tamin’ny nandalovan’ireo vahoaka rehetra ireo. Nony tafita ny ranon-driaka Sedrôna ny mpanjaka, dia nandroso tamin’ny tandrifin’ny lalana mankany an’efitra ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nigogogogo nitomany mafy ny besinimaro raha nandalo ny miaramila. Niampita ny riakan’i Kidrôna ny mpanjaka sy ny olona rehetra mpanaraka azy, ka nandroso tamin’ny lalana mankany an-taniefitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona rehetra dia nitomany nikaikaika, ary nita ny vahoaka rehetra; ny mpanjaka koa dia nita ny lohasahan-driaka Kidrona, ary ny vahoaka rehetra nandroso tamin'ny lalana mankany an-efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitomany nikaikaika ny olona rehetra, ary nita ny vahoaka rehetra; ny mpanjaka koa dia nita ny lohasahan-driaka Kidrona, ary ny vahoaka rehetra nandroso tamin’ny lalana mankany an-tany efitra.
malagasy
Ary ny olona rehetra dia nitomany nikaikaika, ary nita ny vahoaka rehetra; ny mpanjaka koa dia nita ny lohasahan-driaka Kidrona, ary ny vahoaka rehetra nandroso tamin'ny lalana mankany an-efitra.