2 Samuel 15:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha izao kosa no lazainy: Tsy sitrako ianao, dia inty aho, aoka Izy hanatanteraka amiko izay heveriny ho tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha hoy kosa izy: Tsy sitrako ianao! dia inty aho, izay heveriny ho mety no aoka hataony ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha lazainy kosa fa tsy sitrany intsony aho, dia aoka Izy hanao izay tiany hatao amiko!
Malagasy Bible 1865
Fa raha izao kosa no lazainy: Tsy sitrako ianao, dia inty aho, aoka Izy hanao amiko araka izay ataony ho tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha izao kosa no lazainy: Tsy sitrako ianao, dia inty aho, aoka Izy hanatanteraka amiko izay heveriny ho tsara.
malagasy
Fa raha izao kosa no lazainy: Tsy sitrako ianao, dia inty aho, aoka Izy hanao amiko araka izay ataony ho tsara.