2 Samuel 15:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa ny mpanjaka tamin’i Zadoka mpisorona: Tsy mpahita va ianao? Miverena soa amantsara any an-tanàna ianao mbamin’ny zanakareo roa lahy miaraka aminareo dia i Ahimaza zanakao sy i Jonatana, zanak’i Abiatara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao koa no nolazain’ny mpanjaka tamin’i Sadôka mpisorona: «Ary ianao, ry mpahita, miverena ao an-tanàna amim-piadanana, miaraka amin’i Akimaasa zanakao sy i Jônatasy zanak’i Abiatara, izy roalahy zanakareo miaraka aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray ny mpanjaka tamin’i Tsadôka mpisorona: –Tandrinao ve izao? Miverena ombàm-piadanana any an-tanàna miaraka amin’izy roalahy, dia i Ahimahàtsa zanakalahinao sy i Jônatàna zanakalahin’i Abiatara.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa ny mpanjaka tamin'i Zadoka mpisorona: Tsy mpahita va ianao? miverena soa aman-tsara any an-tanàna ianao mbamin'ny zanakareo roa lahy miaraka aminareo, dia Ahimaza zanakao sy Jonatana, zanak'i Abiatara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa ny mpanjaka tamin’i Zadoka mpisorona: Tsy mpahita va ianao? Miverena soa amantsara any an-tanàna ianao mbamin’ny zanakareo roa lahy miaraka aminareo dia i Ahimaza zanakao sy i Jonatana, zanak’i Abiatara.
malagasy