2 Samuel 15:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, izaho dia hijanonjanona eny amin’ny tanetin’ny tany efitra mandra-pahatongan’izay teny hambaranareo amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo, izaho hijanonjanona any amin’ny tany lemaky ny efitra, mandra-pahazoko teny avy atỳ aminareo mampandre ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo fa hiandriandry eny amin’ny taniefitra akaikin’ny fitana an’i Jôrdàna aho mandra-pahazoako izay vaovao avy atỳ aminareo.
Malagasy Bible 1865
Indro, izaho hijanonjanona eny amin'ny fitàna any amin'ny efitra mandra-pahatongan'izay teny avy atỳ aminareo hambara amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, izaho dia hijanonjanona eny amin’ny tanetin’ny tany efitra mandra-pahatongan’izay teny hambaranareo amiko.
malagasy
Indro, izaho hijanonjanona eny amin'ny fitàna any amin'ny efitra mandra-pahatongan'izay teny avy atỳ aminareo hambara amiko.[Na: tani-hay]