2 Samuel 15:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitondra ny vata misy ny faneken’Andriamanitra niverina nankany Jerosalema ihany i Zadoka sy Abiatara ka nitoetra tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa dia nentin’i Sadôka sy i Abiatara niverina tany Jerosalema ny Fiaran’Andriamanitra ka nitoetra tao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitondra ny Vatamasin’Andriamanitra niverina tany Jerosalema i Tsadôka sy i Abiatara, ka nitoetra tany.
Malagasy Bible 1865
Ary Zadoka sy Abiatara nitondra ny fiaran'Andriamanitra niverina nankany Jerosalema ihany; dia nitoetra tany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitondra ny vata misy ny faneken’Andriamanitra niverina nankany Jerosalema ihany i Zadoka sy Abiatara ka nitoetra tany.
malagasy
Ary Zadoka sy Abiatara nitondra ny fiaran'Andriamanitra niverina nankany Jerosalema ihany; dia nitoetra tany izy.