2 Samuel 15:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Absaloma taminy: Eny, tsara sy marina ny raharahanao, saingy tsy misy olona voatendrin’ny mpanjaka hihaino anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy i Absalôma taminy: «Etsy ange! tsara sy marina ny raharahanao, fa ny olona hihaino anao avy amin’ny mpanjaka no tsy misy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy i Absalôma taminy: –Tsara sady marina ny raharahanao, saingy tsy misy olona voatendrin’ny mpanjaka mba hihaino anao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Absaloma taminy: Eny, tsara sy marina ny raharahanao, saingy tsy misy olona voatendrin'ny mpanjaka hihaino anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Absaloma taminy: Eny, tsara sy marina ny raharahanao, saingy tsy misy olona voatendrin’ny mpanjaka hihaino anao.
malagasy
Dia hoy Absaloma taminy: Eny, tsara sy marina ny raharahanao, saingy tsy misy olona voatendrin'ny mpanjaka hihaino anao.