2 Samuel 15:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Davida taminy: Ho tonga enta-mavesatra amiko ianao raha miara-mandroso amiko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Davida taminy: «Raha mandeha miaraka amiko ianao, tonga enta-mavesatra ho ahy foana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Davida taminy: –Raha miara-dia amiko ianao, dia ho vesatra ho ahy.
Malagasy Bible 1865
ary hoy Davida taminy: Raha miara-mandroso amiko ianao, dia ho tonga enta-mavesatra amiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Davida taminy: Ho tonga enta-mavesatra amiko ianao raha miara-mandroso amiko;
malagasy
ary hoy Davida taminy: Raha miara-mandroso amiko ianao, dia ho tonga enta-mavesatra amiko;