2 Samuel 15:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa raha miverina any an-tanàna kosa ianao ka hiteny amin’i Absaloma hoe: Ho mpanomponao aho, ry mpanjaka; efa mpanompon’ny rainao ihany aho taloha, fa ankehitriny kosa dia mpanomponao aho, dia hofoananao hahasoa ahy ny hevitra ataon’i Ahitofela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha miverina any an-tanàna kosa ianao ka milaza amin’i Absalôma hoe: Ry mpanjaka ô, te-ho mpanomponao aho; mpanompon-drainao aho taloha ka dia ho mpanomponao aho hatramin’izao, amin’izany ho voahodinao hahasoa ahy ny torohevitr’i Akitôfela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha miverina any an-tanàna kosa ianao ka hanao amin’i Absalôma hoe: «Hanompo anao aho, ry mpanjaka. Efa mpanompon-drainao ihany aho taloha, fa ankehitriny kosa dia ianao no hotompoiko.» Izany no hahafahanao mamadika ho tombontsoako ny torohevitr’i Ahitôfela.
Malagasy Bible 1865
fa raha hiverina any an-tanàna kosa ianao ka hanao amin'i Absaloma hoe: Ho mpanomponao aho, ry mpanjaka; efa mpanompon'ny rainao ihany aho taloha, fa ankehitriny kosa dia mpanomponao, aho dia hofoananao hahasoa ahy ny hevitra ataon'i Ahitofela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa raha miverina any an-tanàna kosa ianao ka hiteny amin’i Absaloma hoe: Ho mpanomponao aho, ry mpanjaka; efa mpanompon’ny rainao ihany aho taloha, fa ankehitriny kosa dia mpanomponao aho, dia hofoananao hahasoa ahy ny hevitra ataon’i Ahitofela.
malagasy