2 Samuel 15:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy ao aminao va i Zadoka sy Abiatara mpisorona? Koa izay zavatra rehetra renao avy ao an-tranon’ny mpanjaka dia ambarao amin’i Zadoka sy Abiatara mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho mpiaraka aminao ao koa i Sadôka sy i Abiatara mpisorona, ka hanambarànao izay rehetra ho renao ny amin’ny tranon’ny mpanjaka i Sadôka sy i Abiatara mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho eo anilanao any koa i Tsadôka sy i Abiatara mpisorona. Koa izay zavatra rehetra renao avy ao an-tranon’ny mpanjaka, dia ambarao amin’i Tsadôka sy Abiatara.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy ao aminao va Zadoka sy Abiatara mpisorona? Koa izay zavatra rehetra renao avy ao an-tranon'ny mpanjaka, dia ambarao amin'i Zadoka sy Abiatara mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy ao aminao va i Zadoka sy Abiatara mpisorona? Koa izay zavatra rehetra renao avy ao an-tranon’ny mpanjaka dia ambarao amin’i Zadoka sy Abiatara mpisorona.
malagasy
Ary tsy ao aminao va Zadoka sy Abiatara mpisorona? Koa izay zavatra rehetra renao avy ao an-tranon'ny mpanjaka, dia ambarao amin'i Zadoka sy Abiatara mpisorona.