2 Samuel 15:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tany an-tanàna i Hosay, sakaizan’i Davida, tamin’ny nahatongavan’i Absaloma tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina nankany an-tanàna i Kosaia sakaizan’i Davida, ka tamin’izay indrindra no nidiran’i Absalôma tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tonga tao an-tanàna i Hosay sakaizan’i Davida tamin’ny fotoana nidiran’i Absalôma tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Koa dia tonga tany an-tanàna Hosay, sakaizan'i Davida, tamin'ny nahatongavan'i Absaloma tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tany an-tanàna i Hosay, sakaizan’i Davida, tamin’ny nahatongavan’i Absaloma tany Jerosalema.
malagasy
Koa dia tonga tany an-tanàna Hosay, sakaizan'i Davida, tamin'ny nahatongavan'i Absaloma tany Jerosalema.