2 Samuel 15:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary isaky ny nisy olona nanatona hiankohoka teo anoloany dia narosony ny tanany ka noraisiny sy norohany izany olona izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary isaky ny misy olona manatona hiankohoka eo anoloany, dia tolorany tanana, ary noraisiny sy norohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa misy manatona azy mba hiankohoka ho fanajana azy, dia atolony azy ny tanany; ary tazoniny sy orohany avy eo ilay olona.
Malagasy Bible 1865
Ary isaky ny nisy olona nanatona hiankohoka teo anoloany, dia narosony ny tànany ka noraisiny sy norohany izany olona izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary isaky ny nisy olona nanatona hiankohoka teo anoloany dia narosony ny tanany ka noraisiny sy norohany izany olona izany.
malagasy
Ary isaky ny nisy olona nanatona hiankohoka teo anoloany, dia narosony ny tànany ka noraisiny sy norohany izany olona izany.