2 Samuel 15:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no nataon’i Absaloma tamin’ny Israely rehetra izay nankao amin’ny mpanjaka hotsaraina, hany ka lasan’i Absaloma ny fon’ny lehilahin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nataon’i Absalôma tamin’ny olona rehetra amin’i Israely izay nankao amin’ny mpanjaka nangataka fitsarana, ka nangoleny ny fon’ny olona amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no nataon’i Absalôma tamin’ny Israelita rehetra izay nankao amin’ny mpanjaka mba hangata-pitsarana, ka dia babony ny fon’ireo Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary toy izany no nataon'i Absaloma tamin'ny Isiraely rehetra izay nankao amin'ny mpanjaka hotsaraina; ka dia voafetsin'i Absaloma ho azy ny fon'ny lehilahy amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no nataon’i Absaloma tamin’ny Israely rehetra izay nankao amin’ny mpanjaka hotsaraina, hany ka lasan’i Absaloma ny fon’ny lehilahin’ny Israely.
malagasy
Ary toy izany no nataon'i Absaloma tamin'ny Isiraely rehetra izay nankao amin'ny mpanjaka hotsaraina; ka dia voafetsin'i Absaloma ho azy ny fon'ny lehilahy amin'ny Isiraely.