2 Samuel 15:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka efatra taona dia hoy Absaloma tamin’ny mpanjaka: Trara antitra ianao, aoka aho hankany Hebrona hanefa ny voady izay nataoko tamin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka efa-taona dia hoy i Absalôma tamin’ny mpanjaka: «Raha sitrakao, avelao kely aho ho any Hebrôna, hanefa ny voady nataoko tamin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka efa-taona, dia hoy i Absalôma tamin’ny mpanjaka: –Avelao aho mba hankany Hebrôna hanefa ny voady efa nataoko tamin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka efa-polo taona, dia hoy Absaloma tamin'ny mpanjaka: Trarantitra ianao, aoka aho hankany Hebrona hanefa ny voadiko izay nivoadiako tamin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka efatra taona dia hoy Absaloma tamin’ny mpanjaka: Trara antitra ianao, aoka aho hankany Hebrona hanefa ny voady izay nataoko tamin’NY TOMPO.
malagasy
Ary nony afaka efa-polo taona, dia hoy Absaloma tamin'ny mpanjaka: Trarantitra ianao, aoka aho hankany Hebrona hanefa ny voadiko izay nivoadiako tamin'i Jehovah. [Na: (efa-taona)]