2 Samuel 15:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nivoady aho mpanomponao, fony mbola nitoetra tany Gesora any Arama hoe: Raha mbola hampodin’NY TOMPO any Jerosalema ihany aho dia hanompo NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fony nitoetra tany Gesora any Arama aho, dia nanao voady ny mpanomponao ka nanao hoe: Raha averin’i Iaveh any Jerosalema indray aho, dia hanompo an’i Iaveh aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mbola nipetraka tany Gesora any Siria aho, dia nanao izao voady izao: «Raha hampodin’ny TOMPO any Jerosalema indray aho, dia hanompo AZY.»
Malagasy Bible 1865
Fa nivoady aho mpanomponao, fony mbola nitoetra tany Gesora any Syria, nanao hoe: Raha mbola hampodin'i Jehovah any Jerosalema ihany aho, dia hanompo an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nivoady aho mpanomponao, fony mbola nitoetra tany Gesora any Arama hoe: Raha mbola hampodin’NY TOMPO any Jerosalema ihany aho dia hanompo NY TOMPO.
malagasy
Fa nivoady aho mpanomponao, fony mbola nitoetra tany Gesora any Syria, nanao hoe: Raha mbola hampodin'i Jehovah any Jerosalema ihany aho, dia hanompo an'i Jehovah.