2 Samuel 15:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanjaka taminy: Mandehana soa amantsara ary. Dia niainga izy ka nankany Hebrona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny mpanjaka taminy: «Mandehana amim-piadanana!» Dia niainga izy nankany Hebrôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: –Mandehana ombàm-piadanana. Ary niainga nankany Hebrôna izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Mandehana soa aman-tsara ary. Dia niainga izy ka nankany Hebrona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanjaka taminy: Mandehana soa amantsara ary. Dia niainga izy ka nankany Hebrona.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Mandehana soa aman-tsara ary. Dia niainga izy ka nankany Hebrona.