2 Samuel 16:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy ny mpanjaka: Moa mifaninona akory izaho sy ianareo, ry zanak’i Zeroia? Raha manozona izy, NY TOMPO no niteny taminy hoe: Ozòny i Davida! Iza indray ary no hiteny hoe: Nahoana ianao no manao izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’ny mpanjaka: «Tsy manan-draharaha aminareo aho, ry zanak’i Sarvià! Aoka hanozona izy, satria fa raha i Iaveh no nanao taminy hoe: Ozony i Davida: zovy moa no hanao aminy hoe: Ahoana no anaovanao izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’ny mpanjaka hoe: –Inona no iraharahanao izany, ry zanakalahin’i Tseroià? Matoa manozona ahy izy, dia satria ny TOMPO no nibaiko azy hanozona ahy; koa iza no sahy hanome tsiny azy amin’izany?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny mpanjaka: Moa mifaninona akory izaho sy ianareo, ry zanak'i Zeroia? Raha manozona izy, sady Jehovah no nanao taminy hoe: Ozony Davida, dia iza indray no hanao hoe: Nahoana ianao no manao izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy ny mpanjaka: Moa mifaninona akory izaho sy ianareo, ry zanak’i Zeroia? Raha manozona izy, NY TOMPO no niteny taminy hoe: Ozòny i Davida! Iza indray ary no hiteny hoe: Nahoana ianao no manao izany?
malagasy