2 Samuel 16:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa i Davida tamin’i Abisay sy tamin’ny mpanompony rehetra: Indro, ny zanako naterako aza mitady ny aiko, ka mainka io Benjaminita io! Avelao ihany izy hanozona, fa NY TOMPO no nampanao azy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Davida tamin’i Abisaia sy ny mpanompony rehetra: «He, ny zanako naloaky ny kiboko aza ity mitady ny aiko; ka mainka fa io zana-Benjamina io! Avelao izy hanozona, fa didin’i Iaveh taminy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa i Davida tamin’i Abisay sy ny minisitra rehetra: –Raha ny zanakalahy naterako aza no mitady ny aiko, ka mainka fa io Benjaminita io! Aoka izy hanozona ahy, raha ny TOMPO no nibaiko azy hanao izany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Davida tamin'i Abisay sy tamin'ny mpanompony rehetra: Indro, ny zanako naterako aza mitady ny aiko, ka mainka io Benjamita io! Avelao ihany izy hanozona, fa Jehovah no nampanao azy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary hoy koa Davida tamin'i Abisay sy tamin'ny mpanompony rehetra: Indro, ny zanako naterako aza mitady ny aiko, ka mainka io Benjamita io! Avelao ihany izy hanozona, fa Jehovah no nampanao azy izany.