2 Samuel 16:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Angamba NY TOMPO hamindra fo amiko ny amin’ny heloko ary hamaly soa ahy noho izao ozona nanjo ahy androany izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Angamba hijery ny fahoriako i Iaveh ka soa no hataon’i Iaveh amiko ho valin’izao ozona androany izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Angamba ho hitan’ny TOMPO ny fahantrako, ka hampodiny ho fanambinana ny fanozonany ahy androany.
Malagasy Bible 1865
Angamba Jehovah hamindra fo amiko ny amin'ny heloko ary hamaly soa ahy noho izao ozona nanjo ahy androany izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Angamba NY TOMPO hamindra fo amiko ny amin’ny heloko ary hamaly soa ahy noho izao ozona nanjo ahy androany izao.
malagasy
Angamba Jehovah hamindra fo amiko ny amin'ny heloko ary hamaly soa ahy noho izao ozona nanjo ahy androany izao.[Na: hijery ny fahoriako (na, ny ranomasoko?)]