2 Samuel 16:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra izay nanaraka azy sady efa reraka ka naka aina teo izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sasatra ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra nanaraka azy, no tonga tao... ary niala sasatra teo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Reraka mafy ny mpanjaka sy ny olona rehetra tafaraka taminy raha tonga teo amoron’i Jôrdàna, koa dia naka aina teo.
Malagasy Bible 1865
Ary dia tonga tao ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra izay nanaraka azy sady efa reraka, ka dia naka aina teo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra izay nanaraka azy sady efa reraka ka naka aina teo izy ireo.
malagasy
Ary dia tonga tao ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra izay nanaraka azy sady efa reraka, ka dia naka aina teo izy.[Na: Ary tonga tao Aiefima ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra izay nanaraka azy]