2 Samuel 16:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tany Jerosalema i Absaloma sy ny vahoaka rehetra tamin’ny Israely, ary i Ahitofela koa dia teo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niditra tao Jerosalema i Absalôma sy ny vahoaka rehetra, ny lehilahy amin’i Israely, ary niaraka taminy koa i Akitôfela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tao Jerosalema i Absalôma sy ny vahoaka Israelita isan-karazany; ary tafaraka taminy koa i Ahitôfela.
Malagasy Bible 1865
Ary Absaloma sy ny vahoaka rehetra tamin'ny Isiraely dia tonga tany Jerosalema, ary Ahitofela koa dia teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tany Jerosalema i Absaloma sy ny vahoaka rehetra tamin’ny Israely, ary i Ahitofela koa dia teo aminy.
malagasy
[Ny nataon'i Absaloma tany Jerosalema, sy ny hevitra nomen'i Ahitofela azy, ary ny nanafoanan'i Hosay izany] Ary Absaloma sy ny vahoaka rehetra tamin'ny Isiraely dia tonga tany Jerosalema, ary Ahitofela koa dia teo aminy.