2 Samuel 16:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy i Absaloma tamin’i Hosay: Izao va no fitiavanao ny sakaizanao? Nahoana ianao no tsy mba nandeha niaraka tamin’ny sakaizanao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Absalôma tamin’ny Kosaia: «Izao ve no firaiketanao amin’ny sakaizanao? Nahoana no tsy mba nandeha niaraka tamin’ny sakaizanao ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Absalôma tamin’i Hosay: –Izao va no fitiavanao an’i Davida sakaizanao? Nahoana ianao no tsy mba nandeha niaraka taminy?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Absaloma tamin'i Hosay: izao va no fitianao ny sakaizanao? Nahoana ianao no tsy mba nandeha niaraka tamin'ny sakaizanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy i Absaloma tamin’i Hosay: Izao va no fitiavanao ny sakaizanao? Nahoana ianao no tsy mba nandeha niaraka tamin’ny sakaizanao?
malagasy
Fa hoy Absaloma tamin'i Hosay: izao va no fitianao ny sakaizanao? Nahoana ianao no tsy mba nandeha niaraka tamin'ny sakaizanao?