2 Samuel 16:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa, iza indray no hotompoiko? Tsy eo anatrehan’ny zanany va? Tahaka ny nanompoako teo anatrehan’ny rainao no hanompoako eto anatrehanao koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady iza moa no hotompoiko? Moa tsy ny zanany va? Toy ny efa nanompoako an-drainao ihany no hanompoako anao koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Faharoa manaraka izany, iza ianao hotompoiko izao, moa tsy ny zanakalahin’ilay sakaizako ihany va? Tahaka izay efa nanompoako an-drainao no hanompoako anao koa.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, iza indray no hotompoiko? Tsy eo anatrehan'ny zanany va? Tahaka ny nanompoako teo anatrehan'ny rainao no hanompoako eto anatrehanao koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa, iza indray no hotompoiko? Tsy eo anatrehan’ny zanany va? Tahaka ny nanompoako teo anatrehan’ny rainao no hanompoako eto anatrehanao koa.
malagasy
Ary koa, iza indray no hotompoiko? Tsy eo anatrehan'ny zanany va? Tahaka ny nanompoako teo anatrehan'ny rainao no hanompoako eto anatrehanao koa.