2 Samuel 16:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Absaloma tamin’i Ahitofela: Heveronareo tsara izay hataontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Absalôma tamin’i Akitôfela: «Manaova fivoriana fakan-kevitra ianareo, ny amin’izay tokony hataontsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Absalôma tamin’i Ahitôfela: –Mifampidiniha ianareo ny amin’izay tokony hataontsika:
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Absaloma tamin'i Ahitofela: Heveronareo tsara izay hataontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Absaloma tamin’i Ahitofela: Heveronareo tsara izay hataontsika.
malagasy
Ary hoy Absaloma tamin'i Ahitofela: Heveronareo tsara izay hataontsika.