2 Samuel 16:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Ziba: Indro, anao izay rehetra an’i Mefiboseta. Ary hoy i Ziba: Miankohoka aho! Aoka mba hahazo fitia eto imasonao aho, ry mpanjaka tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny mpanjaka tamin’i Sibà: «Indro fa anao avokoa izay rehetra nananan’i Mifibôseta.» Dia hoy i Sibà: «Mihohoka amin’ny faladianao aho, ka aoka hahita fitia eo imasonao aho, ry mpanjaka tompoko ô!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Tsibà: –Indro fa omeko anao avokoa izay fananan’i Mefibôseta. Dia niankohoka ho fanajana ny mpanjaka i Tsibà sady nanao hoe: –Aoka aho, ry andriamanjaka, mba hahita fitia hatrany eo imasonao!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanjaka tamin'i Ziba: Indro, anao izay rehetra an'i Mefiboseta. Ary hoy Ziba: Trarantitra anie ianao, aoka hahazo fitia eto imasonao aho, ry mpanjaka tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Ziba: Indro, anao izay rehetra an’i Mefiboseta. Ary hoy i Ziba: Miankohoka aho! Aoka mba hahazo fitia eto imasonao aho, ry mpanjaka tompoko.
malagasy
Dia hoy ny mpanjaka tamin'i Ziba: Indro, anao izay rehetra an'i Mefiboseta. Ary hoy Ziba: Trarantitra anie ianao, aoka hahazo fitia eto imasonao aho, ry mpanjaka tompoko.