2 Samuel 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nanakaiky an’i Bahorima i Davida mpanjaka dia indro, nisy lehilahy, taranak’i Saoly, Simey no anarany, zanak’i Gera izy. Nivoaka avy tao izy ka nanozona teny am-pandehanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tao Bahorima ny mpanjaka, indro nisy lehilahy anankiray, atao hoe Semeià zanak’i Gerà, iray fianakaviana tamin’ny ankohonan’i Saola, nivoaka avy tao, dia nandroso izy sady nanozona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga teo akaikin’i Bahorima i Davida mpanjaka, dia nisy lehilahy iray natao hoe Simehỳ zanakalahin’i Gerà sy anisan’ny havan’i Saoly; nivoaka ny tanàna izy sady nanozona an’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nanakaiky an'i Bahorima Davida mpanjaka, indro, nisy lehilahy, tamingan'i Saoly ny anarany dia Simey, zanak'i Gera nivoaka avy tao izy ka nanozona teny ampandehanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nanakaiky an’i Bahorima i Davida mpanjaka dia indro, nisy lehilahy, taranak’i Saoly, Simey no anarany, zanak’i Gera izy. Nivoaka avy tao izy ka nanozona teny am-pandehanana.
malagasy
Ary nony nanakaiky an'i Bahorima Davida mpanjaka, indro, nisy lehilahy, tamingan'i Saoly ny anarany dia Simey, zanak'i Gera nivoaka avy tao izy ka nanozona teny ampandehanana.