2 Samuel 16:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitora-bato an’i Davida mpanjaka sy ny mpanompony rehetra izy; ny vahoaka rehetra sy ny lehilahy mahery rehetra moa dia teo amin’ny ankavanan’ny mpanjaka sy teo amin’ny ankaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nitora-bato an’i Davida mbamin’ny mpanompon’i Davida mpanjaka rehetra; ary ny vahoaka mbamin’ny lehilahy mahery kosa tamin’izay dia teo ankavanany sy teo ankaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitora-bato an’i Davida mpanjaka sy ny minisitra rehetra koa izy, na dia teo avokoa aza ny vahoaka sy ny miaramila izay tankavanan’ny mpanjaka sy tankaviany.
Malagasy Bible 1865
Ary nitora-bato an'i Davida mpanjaka sy ny mpanompony rehetra izy; ary ny vahoaka rehetra sy ny lehilahy mahery rehetra dia teo amin'ny ankavanan'ny mpanjaka sy teo amin'ny ankaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitora-bato an’i Davida mpanjaka sy ny mpanompony rehetra izy; ny vahoaka rehetra sy ny lehilahy mahery rehetra moa dia teo amin’ny ankavanan’ny mpanjaka sy teo amin’ny ankaviany.
malagasy
Ary nitora-bato an'i Davida mpanjaka sy ny mpanompony rehetra izy; ary ny vahoaka rehetra sy ny lehilahy mahery rehetra dia teo amin'ny ankavanan'ny mpanjaka sy teo amin'ny ankaviany.