2 Samuel 16:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny fanozon’i Simey: Mandehana, mandehana, ry lehilahy mpandatsa-dra sy tena ratsy fanahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no nentin’i Semeià nanozona azy: «Mandehana any, mandehana any, ry ilay mandatsa-dra, ry olon’i Beliala!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary toy izao no nolazain’i Simehỳ rehefa nanozona: –Mandehana any, mandehana any, ry ilay lehilahy mpandatsa-dra sady ratsy fanahy!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny fanozon'i Simey: Mandehana, mandehana, ry lehilahy mpandatsa-drà sy tena ratsy fanahy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny fanozon’i Simey: Mandehana, mandehana, ry lehilahy mpandatsa-dra sy tena ratsy fanahy!
malagasy
Ary hoy ny fanozon'i Simey: Mandehana, mandehana, ry lehilahy mpandatsa-drà sy tena ratsy fanahy!
Recommended Reading