2 Samuel 16:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Abisay, zanak’i Zeroia, tamin’ny mpanjaka: Nahoana no avela hanozona ny mpanjaka tompoko io alika maty io? Trara antitra ianao, aoka aho handeha ka hanapaka ny lohany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Abisaia zanak’i Sarvià tamin’ny mpanjaka: «Ahoana no anozonan’ilay alika maty io ny mpanjaka tompoko? Avelao kely aho handeha hanapaka ny lohan’io!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Abisay zanakalahin’i Tseroià tamin’i Davida mpanjaka: –Ahoana io alika maty io no manozona anao, ry andriamanjaka? Avelao hotapahiko ny lohan’io.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Abisay, zanak'i Zeroia, tamin'ny mpanjaka: Nahoana no avela hanozona ny mpanjaka tompoko io alika maty io? Trarantitra ianao, aoka aho handeha ka hanapaka ny lohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Abisay, zanak’i Zeroia, tamin’ny mpanjaka: Nahoana no avela hanozona ny mpanjaka tompoko io alika maty io? Trara antitra ianao, aoka aho handeha ka hanapaka ny lohany!
malagasy
Ary hoy Abisay, zanak'i Zeroia, tamin'ny mpanjaka: Nahoana no avela hanozona ny mpanjaka tompoko io alika maty io? Trarantitra ianao, aoka aho handeha ka hanapaka ny lohany.