2 Samuel 17:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Ahitofela tamin’i Absaloma: Aoka aho hifantina lehilahy roa arivo sy iray alina ka hiainga hanenjika an’i Davida anio alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Akitôfela tamin’i Absalôma: «Avelao aho hifantina lehilahy 22.000, dia hiainga hanenjika an’i Davida anio alina ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Ahitôfela tamin’i Absalôma: –Aoka aho hifidy lehilahy 12 000 hoentiko hanenjika an’i Davida anio alina.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Ahitofela tamin'i Absaloma: Aoka aho hifantina lehilahy roa arivo amby iray alina ka hiainga hanenjika an'i Davida anio alina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Ahitofela tamin’i Absaloma: Aoka aho hifantina lehilahy roa arivo sy iray alina ka hiainga hanenjika an’i Davida anio alina.
malagasy
Ary hoy Ahitofela tamin'i Absaloma: Aoka aho hifantina lehilahy roa arivo amby iray alina ka hiainga hanenjika an'i Davida anio alina;