2 Samuel 17:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Hosay tamin’i Zadoka sy i Abiatara mpisorona: Izany sy izany no hevitra nomen’i Ahitofela an’i Absaloma sy ny loholon’ny Israely; ary izao sy izao kosa no hevitra nomeko azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Kosaia tamin’i Sadôka sy i Abiatara mpisorona: «Izany sy izany no hevitra natoron’i Akitôfela an’i Absalôma sy ny loholon’i Israely ary izao sy izao kosa no hevitra nomeko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Hosay tamin’i Tsadôka sy i Abiatara mpisorona: –Izany sy izany no torohevitra nomen’i Ahitôfela an’i Absalôma sy ireo loholon ’i Israely, ary dia izay sy izay kosa ny torohevitra nomeko.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Hosay tamin'i Zadoka sy Abiatara mpisorona: Izany ka izany no hevitra nomen'i Ahitofela an'i Absaloma sy ny loholon'ny Isiraely; ary izao ka izao kosa no hevitra nomeko azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Hosay tamin’i Zadoka sy i Abiatara mpisorona: Izany sy izany no hevitra nomen’i Ahitofela an’i Absaloma sy ny loholon’ny Israely; ary izao sy izao kosa no hevitra nomeko azy.
malagasy
Dia hoy Hosay tamin'i Zadoka sy Abiatara mpisorona: Izany ka izany no hevitra nomen'i Ahitofela an'i Absaloma sy ny loholon'ny Isiraely; ary izao ka izao kosa no hevitra nomeko azy.