2 Samuel 17:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naka rakotra ny vadin-dRalehilahy ka novelariny teo am-bavan’ny lavaka fantsakana; dia nanahy koba teo amboniny izy ka tsy nisy nahafantatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nalain’ny vadin-dralehilahy kosa ny firakofana anankiray ka novelariny teo ambony lavaka fantsakana dia nanahazany voan-javatra voatoto, ka tsy fantatra velively ho inona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naka labasy ny vadin’ilay rangahy tompon-trano ka narakony teo am-bavan’ny lava-pantsakana sy nanahazany voan-javatra mba tsy hanampoizana na inona na inona.
Malagasy Bible 1865
Ary nalain'ny vadin-dralehilahy ny rakotra ka narakony teo am-bavan'ny lavaka fantsakana, ary dia nanahy koba teo amboniny izy, ka tsy nisy nahalala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naka rakotra ny vadin-dRalehilahy ka novelariny teo am-bavan’ny lavaka fantsakana; dia nanahy koba teo amboniny izy ka tsy nisy nahafantatra.
malagasy
Ary nalain'ny vadin-dralehilahy ny rakotra ka narakony teo am-bavan'ny lavaka fantsakana, ary dia nanahy koba teo amboniny izy, ka tsy nisy nahalala.