2 Samuel 17:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga i Davida sy ny olona nanaraka azy ka nita an’i Jordana; ary nony maraina ny andro dia tsy nisy tsy tafita an’i Jordana na dia olona iray aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga i Davida sy ny vahoaka rehetra tao aminy ka nita an’i Jordany. Nony maraina ny andro tsy nisy tsy tafita an’i Jordany izy ireo na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary lasa i Davida sy ireo mpanaraka azy niampita ny ranon’i Jôrdàna; ka nony maraina ny andro, dia tsy nisy tsy tafita an’i Jôrdàna na dia olona iray aza.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga Davida sy ny olona nanaraka,azy, ka nita an'i Jordana izy; ary nony maraina ny andro, dia tsy tafita an'i Jordana na dia olona iray aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga i Davida sy ny olona nanaraka azy ka nita an’i Jordana; ary nony maraina ny andro dia tsy nisy tsy tafita an’i Jordana na dia olona iray aza.
malagasy
Dia niainga Davida sy ny olona nanaraka,azy, ka nita an'i Jordana izy; ary nony maraina ny andro, dia tsy tafita an'i Jordana na dia olona iray aza.