2 Samuel 17:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tao Mahanaima i Davida. Ary nita an’i Jordana i Absaloma, dia izy sy ny lehilahy rehetra amin’ny Israely izay nanaraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tao Mahanaîma i Davida, ary i Absalôma nita an’i Jordany mbamin’ny lehilahy rehetra amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tao Mahanaîma i Davida, raha nita an’i Jôrdàna i Absalôma mbamin’ny miaramila rehetra amin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida tonga tao Mahanaima. Ary Absaloma nita an'i Jordana, dia izy sy ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely izay nanaraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tao Mahanaima i Davida. Ary nita an’i Jordana i Absaloma, dia izy sy ny lehilahy rehetra amin’ny Israely izay nanaraka azy.
malagasy
[Ny nandresena an'i Absaloma, sy ny nahafatesany] Ary Davida tonga tao Mahanaima. Ary Absaloma nita an'i Jordana, dia izy sy ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely izay nanaraka azy.